Dikan'ny teny : fanenomana

(tenona) a.: Fanaovana lamba amin'ny fampidipidirana ny kofehy izay mitsangana (tenany) sy mitsivalana (fahany). ~ Fitaovana entina manenona. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0155