Dikan'ny teny : fanisa
Hampiditra dikany hafa
1.
(isa) a.: Fomba entimanisa. 1 p.t.: Azo isaina: Tsy fanisa itony voan-javatra itony.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(sisa) a.: Fomba entina manisa na mamela sisa. • p. t.: Azo asisa, azo amelana si-sa: Ny hanina toy itony tsy mba fonisa, hoy ilay sana ira.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha