Dikan'ny teny : fanisana
Hampiditra dikany hafa
1.
(isa) a.: Fijerena ny isan-javatra na isan' olona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(sisa) a.: Famelana sisa; fanokanana; fitahirizana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha