Dikan'ny teny : fanisihana
Hampiditra dikany hafa
(sisika) a.: Fampidirana, fanosohana, fanampiana. 1 H.o.: Fanomezana olona zavatra na vola hanangolena azy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha