Dikan'ny teny : fanononana

(tonona) a,: Famoahana amin'ny feo: Tsy hainao ny fanononana ny s. 1 Filazana (anarana): Vao tafapetraka ny mpianatra, dia natomboky ny mpampianatra ny fanononana anarana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0056