Dikan'ny teny : fanoranana

1. (orana) a.: Famotsiana, fandiovana (firava-bolamena, na volafotsy), Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (torana) a.: Fanaovana izay hahatorana, izany hoe tsy handrenesana maharary: Ny klaoraofaorma no fanoranana taloha. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0056