Dikan'ny teny : fidinana
Hampiditra dikany hafa
(idina) a.: Asa atao rehefa midina, izany hoe rehefa mankamin'ny toerana ivaiva kokoa: Mahasalama ny olono sasany ny fidinana any amoron-dranomasina. Sarotsarotra ny fidinana amin' it? fiara id, •Lalana midina mitsontsorika mankamin'ny toerana ambany: Mitandrema tsara amin'ny fidinana fa malama ny lalana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha