Dikan'ny teny : fihadiana

(hady) a,: Fitrandrahana: Ny fihadiana tany no sarotra amin'ny tombola-na raha mafy ny tany, ? Fanongotana, famongorana: Fihadiana vomanga. 1 Famoahan avy ao anaty tant', famokarana: Fihadlana vola-mena. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0055