Dikan'ny teny : fihidiana

(hidy) a.: Fotoana na andro mampihidy ny trano, vavahady, lalana...: Misy fanamboarana hatao ka hateloana no fihidian'ny lalana mianatsimo, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0057