Dikan'ny teny : fikomiana

(komy) a.: Firaisan-tetika mba hanongana ny fahefana misy, mba handrombaka ny fahefam-paniakana; fiodinana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5078