Dikan'ny teny : fikondendina

(kondendy) a.: Fomba entina mikondendina, izany hoe mikarakara ny kanonkanon-tokantrano na misaritaka amin'ny fahandroan-kanina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0227