Dikan'ny teny : fikororohana

(kororoka) a.: Fanalana ny vary amin'ny fako na bozaka miaraka aminy. ~ Fanaratsiana mihoapampana: Aiza izany fikororohany anao tao izany! Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0052