Dikan'ny teny : filelalelana

(lelalela) a.: Famoahana lelafo miredareda; fikiakiavana mafy miantso na mihira; fahamaimaizan' ambavafo noho ny aretina na ny hanoanana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0071