Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dikan'ny teny : fisingana
Hampiditra dikany hafa
(singana)a.: Toetran' ny olona na zavatra misingana, mandeha ixery, miavaka amin'ny maro.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha