Dikan'ny teny : fitaratra
Hampiditra dikany hafa
(taratra) a.: Tamaboha fisaka fanao amin'ny varavarana izay tsy mamela ny rivotra hiditra nefa ahazoana mahita izay rehetra any ivelany: Mometaka fitaratra amin'ny varavarankely. 1 Tamaboha malamalama tsara ary nasiana manjany ao an-damosiny ka afaka mamerina ny sarin'izay zavatra eo anoloany: Alao ny fitaratra hijereko ny tarehiko fa sao misy arina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha