Dikan'ny teny : fitarika

Hampiditra dikany hafa
(tarika) o.: Fomba en-tins mitarika: mandrirotra, misintona; manao izay hisarihana zavatra iray hanaraka ny tena; mitondra; manoro lalana; mitaona; manainga, manentana; mibaiko. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0053