Dikan'ny teny : fitehafana
Hampiditra dikany hafa
(tehaka) a.: Fampikatrohana ny felatanana roa ho mariky ny hafaliana: Arahabao amin'ny fitehafana ny mpitondra vaovao eto amin'ny fokontany! 1 Fainelezana amin'ny felatanana, famelezana tehamaina: Hovidinao lafo iny fitehafanao ny zanako iny.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha