Dikan'ny teny : fitiavana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Firaiketam-po amin-javatra na olona iray, izay tiana ho an'ny tena ary irina ho sambatra sy ho finaritra: Mahagaga ny fitiavan'ny reny ny zanany fa vonona ny hahafoy ny ainy ho azy izy. / Loza ny fitiavan'Ikoto kilalao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel