Dikan'ny teny : fitoina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fito) mt,ih. (fitoy): Zaraina fito: Fito mianadahy izahay ka tokony hofitoina izany ny lova napetrak'i dada sy neny, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel