Dikan'ny teny : fitokana

Hampiditra dikany vaovao
1 (toka) a,: Firariana hahery na fanozonana ho resy: Hohenoin'i Zanahary a-nie ny fitokànao. Ahitsio
2 (tokana) a.: Fomba entina mitokana, izany hoe mankalaza (zavatra) am-pahibemaso alohan'ny hampiasana azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel