Dikan'ny teny : fitokanana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tokana) a.: Fipetrahana na fivelomana irery tsy mikambana amin'ny ha-fa: Angamba mahafinaritra anao ny fitokanana at9 antany efitra at?, fa raha sana-tria marary kosa ianao, dia ho sahirana. ? Fankalazana zavatra vaovao iray ampahibemaso alohan'ny hampiasana azy: Amin'ny alahady izao ny fitokanana ny fiangonanay any ambanivohitra. ? F,-p,: Fitokanan-trano: fipetrahan'ny mpivady vao ao amin'ny trano anankiray, tsy mikambana amin'ny ray aaman-dreniny, / Fitokanana mpitandrina: fanamasinana mpitandrina ho amin'ny raharaha nanaovana azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel