Dikan'ny teny : fitokiana

Hampiditra dikany vaovao
1 (toky) a.: Fametrahana fanantenana: ManĂ na fitokiana an 'Andriamanitra lalandava. ? Fananana toky: Olona mendrika fitokiana iny lehilahy iny. ~ Fiankinana, fianteherana: Malefolefo ny fitokiana amin'ny haren' ny tany. Ahitsio
2 (toky) a.: Famosaviana, famorehana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel