Dikan'ny teny : fitokiky

Hampiditra dikany vaovao
1 (tokiky) a.: Toetran' ny olona mitokiky, izany hoe mamitsaka, mipetraka mijokaiky na manjonitra toa malahelo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel