Dikan'ny teny : fitomboana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tombo) a.: Faharorohana: Mampiaiky volana ny fitomboan'ity zaza ity; ny fitomboan'ny sain'ity zaza ? Fihalavana: Angaha tsy fantatrao nY fitomboan'ny andro amin'ny lohataona? 1 Fihamaroana: Manao dingan-dava ny fitomboan'ny mponina amin' ity tanĂ n-dehibe ital. 1 Fisondrotana: Mampimenomenona ny vahoaka ny fitomboan'ny vidim-piainana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel