Dikan'ny teny : fitomboka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tomboka) a.: Toetran'ny zavatra mitomboka, izany hoe misy tomboka. Ahitsio
2 (tomboka) a.: Soratra sy sary voasokitra amin'ny fingotra, izay tsindriana amin'ny ranomainty natokana ho amin'izany, ka atomboka amin'ny taratasy ary dia mamerina ilay soratra sy sary. (Ny fitomboka dia mazàna atao ho fanamarinana ny maha-ara-dalàna ny taratasy misy azy). –( Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel