Dikan'ny teny : fitondra

Hampiditra dikany vaovao
1 (tondra) a.: Fomba entina mitondra, na mibata izany na mifehy: Samy hafa ny fitondran'ny lehibe vahiny sy ny lehibe teratany. • p.t.: Entina matetika: Haro-na fitondra miantsena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel