Dikan'ny teny : fitondrana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tondra) a.: Famindrana toerana zavatra entina miaraka amin'ny tena: Ohatrinona ny fitondranao ireto kitay ireto? ? Fanaterana: Amin'ny mitataouovonana no fitondrana sakafo ho an'ny marary. 1 Fifehezana: Sarotra ny fitondrana olona. 1 Fitarihana: Fadio ny naman-dratsy izay tsy mikendry afa-tsy ny fitondrana anao amin'ny ratsy, ? Fanaovana tsara na ratsy amin' olona: Zava-manahirana indraindray ny fitondrana ha-urina. • F,-p.: Fitondran'Andriamanitra: fahaizana amampahendrena andaharan'Andriamanitra ny zavatra rehetra. / Fitondran-tena: toepiainana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel