Dikan'ny teny : fitongilana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tongilana) a.: Toetran'ny zavatra mitongilana, izany hoe mirona, mihilana, miraika; firona, fihilana, firaika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel