Dikan'ny teny : fitongilanana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tongilana) a.: Fihilanana: Mahalasa eritreritra ahy ny fitongilanan'ity andry ity. ? H,o.: Fironana, firaikana: Manana fitongilanana amin'ny ratsy ny olombelona. ? Fiangarana: Hita miharihary izao ny fitongilanan'ny mPitsara amin'ny ankilany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel