Dikan'ny teny : fitontohitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (tontohitra) a.: Toetran'ny zavatra mitontohitra, izany hoe mitohy misesy tsy mitsahatra, mifandimby tsy an-kijanona: Ny fitontohitry ny fahoriana no nahatonga ny Ntaolo hanao ilay ohatra hoe: Sorona afon'ikala adalo, ka ny aloha tsy lany, ny aoriana asesika ihany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel