Dikan'ny teny : fitopazana

Hampiditra dikany vaovao
1 (topy) a.: Ny fijerena kely miserana, fiantefan-javatra: Ny fitopazan'ny masony fotsiny teny amiko dia ampy nankahery ahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel