Dikan'ny teny : fitorahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (toraka) a.: Fanipazana vato (na zavatra ha-fa) amin'olona na zavatra iray mba hahavoa azy: Tsy nitsahatra ny fitorahana ny tranonay raha tsy afaka adiny iray. / Ny fitorahana sponjy ny mpanao ady totohondry iray dia mariky ny fahareseny. • Fizorana, fihitsiana: Rehefa tonga amin' io tanàna io ianao, dia ny fitorahana miantsinanana no hahatonga anao any aminay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel