Dikan'ny teny : fitoriana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tory) a.: Fanasilahana ny tsiratsirany: Tsy dia zavatra mora loatra akory ny fitoriana ny rongony alohan' ny hamolesana azy, • Fanasiana soritra manelanelana na manavaka: Ny fitoriana ny tanimbary dia ny fizarazarana azy. 1 Fiampangana olona nanao ratsy na hadisoana amin'ny manam-pahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana: Efa lasa ny fitoriako anao noho ny fanalam-baraka ahy nataonao. [t Filazana sy fivoasana ny tenin'Andriamanitra: flanc fahaizana sy fiomanana ny fitorian-teny, Ahitsio
2 (tory) a.: Fanasiana soritra manelanelana na manavaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel