Dikan'ny teny : fitorohana

Hampiditra dikany vaovao
1 (toroka) a.: Fanendrikendrehana amin'ny zavatra tsy natao, fiampangana tsy marina: Tsy avelako ianao amin'ny fitorohanao ahy ho naka ny firavakao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel