Dikan'ny teny : fitoroka

Hampiditra dikany vaovao
1 (toroka) a,: Fomba entina mitoroka, izany hoe miampanga tsy marina, manendrikendrika. Ahitsio
2 a.: Volotsangana na vakin-kazo lava marotsaka apetraka manaraka ny lavan' ny lohatrano ka atao mifanelanelana aminy amin'ny trano tafo herana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel