Dikan'ny teny : fitorovohana

Hampiditra dikany vaovao
1 (torovoka) a.: Fipetrahana miarinarina amin'ny tany na eo ambony tsihy, ny lohalika atsangana misafosafo amin'ny saoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel