Dikan'ny teny : fitory

Hampiditra dikany vaovao
1 (tory) a.: Fomba entina mitory, izany hoe manasilaka ny tsiratsira-javamaniry iray mba hofolesina, na manisy soritra manelanelana manavaka, na miampanga olona nanao hadisoana amin' ny fitsarana, na milaza sy mivaofy ny tenin'Andriamanitra. ? p.t.: Azo torina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel