Dikan'ny teny : fitosiana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tosy) a.: Fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenampitia amin'ny olona ifampiresahana: Endre izany fitosian'i Bao kely amin-dreniny raha misy zavatra angatahin y, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel