Dikan'ny teny : fitotongana

Hampiditra dikany vaovao
1 (totongana) a.: Toetran'ny zavatra mitotongana, izany hoe mihilana, mihohoka, na miletsy, mietry, mandrorona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel