Dikan'ny teny : fitotonganana

Hampiditra dikany vaovao
1 (totongana) a.: Fihilanana, fihohofana: Taitra noho ny fitotonganan' ny vilany Isambilo ka nihazakazaka nanarina azy. ? Fihenana, filetsena, fitambotsoram-bidy: Nilaza ho maty antoka ny mpamboly noho ny fitotonganan'ny vidimbary. ? Fietrena, fandroronana: Tenenina hatraiza hatraiza ankehitriny ny fitotonganan'ny teny malagasy! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel