Dikan'ny teny : fitoviana

Hampiditra dikany vaovao
1 (touy) a.: Fifanahafana, fifandraikana, tsy fahasamihafana: Misy fitouiana amin'izy roa lahy ireto. - Fitovian-tsaranga: Fitovian- daharam- boninahitra ka tsy misy atao hoe ambony na ambany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel