Dikan'ny teny : fitrabahana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Fitrabarana (trabaka) a,: Filentehana, fitsofohan'ny zava-maranitra ao anaty nofo na zava-malemy hafa: Ny fitrabahan' (fitrabaran') ny benitra eo amin'ny tratran'ny fahaualo, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel