Dikan'ny teny : fitrandrahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (trandraka) a.: Fiasana tany amin'ny angady, fihadiana tany: Tsy zava-mora akory ny fitrandrahana ny tany mba hambolena. ? Fikarohana lalina ao anatin'ny tany: Nalaza taloha ny fitrandrahana volamena teto Anivon'ny riaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel