Dikan'ny teny : fitrebika

Hampiditra dikany vaovao
1 (trebika) a. :Toetran' ny zavatra mitrebika, izany hoe milentika (ao anatin' ny...). Ahitsio
2 (t.tr.), a.: Fanjaitra. Fitrebika (trebika) a.: Vy maranitra misy rantsany roa na maro atao fandraisana hena, fitsindrona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel