Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dikan'ny teny : fitsahina
Hampiditra dikany hafa
(fitsaka) mt.ih, (fitsaho) : Atao mifitsaka, mifintina: Fitsahina amin'ny rano ny volon-doha.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha