Dikan'ny teny : fitsaikana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsaika) a.: Fifantenana ny voam-bary tsara: Raha ta hanana vokatra tsara, ny fitsaikana ny masomboly no tokony hatao tsara. Ahitsio
2 na Fitsaihana (tsaika) a.: Fanatonana moramora tsy re: Ny fitsaihany tao an-damosiko tao no tsy nandrenesako azy. 1 Fangalarana mangingina tsy misy mahita: Tsy hita mihitsy ny fitsaihan-dry zalahy ny zavatra mipetraka eto ambony latabatra eto. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel