Dikan'ny teny : fitsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsaka) a.: Toetran' ny zava-maranitra mitsaka, izany hoe milentika na mitrobaka miaraka amin'ny feo manokana izay. Ahitsio
2 (tsaka) a.: Fomba entina mitsaka na mita rano. Ahitsio
3 a.: Tsy fihetsehana sady miafina; fipetrahana mitampify tsy mihetsiketsika; fierena ao amin'ny takona. i Fitsahina, afitsaka, voafitsaka (mamitsaka, famitsaka, mpamitsaka / amitsahana, famitsahana / mifitsaka, fifitsaka, mpifitsaka i ifitsahana, fifitsahana / mahafitsaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel