Dikan'ny teny : fitsakana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Fitsaka (tsaka) a.: Filentehana, fitrobahanjava-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan'ny antsy ao anaty nofon'olombelona izany. Ahitsio
2 (tsaka) a.: Fitàna rano amin'ny firobohana ao anaty rano: Raha marivo ny rano na tsy misy voaY, ny fitsakana no haingana indrindra amin'ny fitana azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel