Dikan'ny teny : fitsako

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsako) a.: Fomba entina mitsako, izany hoe manapotipotika amin'ny nify ao am-bava: Hafa kely ny fitsakon'ny omby. •p.t.: Azo tsakoina: Ny rano tsy fitsako. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel