Dikan'ny teny : fitsamontsamona

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsamontsamona) a,: Fomba na toetran' ny olona mitsamontsamona, izany hoe manapoapoaka sy mampitsefotsefotra ny molotra rehefa mihinana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel